Bienvenue
Ny "Lycée Privé Chrysalide" dia sekoly miorina eny Ivato Aéroport, Antananarivo. Ny sekoly dia niforona tamin'ny Septambra 2006 ary mikendry indrindra ny hanabe ny tanora vao misondrotra mba hanan'izy ireo fotopisainana misokatra amin'ny kolontsaina hafa sady liana amin'ny famakiam-boky.
Ny "siteweb" amin'ny teny Malgasy dia mbola eo am-panamboarana. Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia jereo ny siteweb amin'ny teny Frantsay na Anglisy azafady. |